mercredi 18 décembre 2019

laboratoire de recherche

Ity pub iray ity dia natokana hamisehoana fa manana "laboratoire" ny oniverstite an'itasy izay tsy latsa-danja amin'ireo oniversite rehetra efa misy eto madagasikara ary azo atao ho efa anisan'ireo oniversite efa mandroso eo amin'ny lafiny fampitaovana tsy menamitaha amin'ny rehetra. efa misy koa ao ny laboratoire informatique fa ny aseho eto dia ilay fanaovana fikarohana ihany.

jeudi 12 décembre 2019

                Savez-vous l'Institut Supérieur de Soavinandriana Itasy? Il se localise dans le fokontany Faliarivo,dans la commune rurale Ambohidanerana,district de Soavinandriana,dans la région Itasy. Cet institut est inauguré le 01 Février 2015, sous la direction de Monsieur le Professeur RAKOTOMAHEVITRA Andrianelison. Actuellement, on a environ 900 étudiants qui se répartissent dans 11 parcours tels que l'eau et Environnement,l'énergie renouvelable, et etc ( déjà publier).
             L'IESSI a collaboré avec la Région Nouvelle Aquitaine, GIZ (Ambassade Allemand),le JICA.
             La sortie de la première promotion "SANTATRA" comportant 140 sortants avait lieu le mois de mars 2018.La deuxième sortie de promotion nommée "SANDRATRA" fait aujourd'hui.

     N'oublie pas de suivre notre blog pour plus d'information!
           
     
Ireto avokoa ireo sampam-pihofanana misy eto amin'ny université an'Itasy. Ho an'ireo izay maniry ny hiofana sy handrato fahalalana. Araho hatrany ireo vaovao izay ezahina halefa eto amin'ny blog

mercredi 4 décembre 2019

Araho eto ireo vaovao sy ny tsara ho fantatra mahakasika ny IESSI, na ho anao mpianatra na ho anao izay maniry ny hihofana. Ho hezahina halefa eto avokoa ireo vaovao mahakasika ny fidirana sy ireo vola rehatra mety ho aloha.